Tongasoa eto amin'ny BOKY 500

Tongasoa eto amin'ity sehatra fizarana boky izay hita maimaimpoana teto amin'ny aterineto ity. Manentana anao izahay hitsidika ireo pejy samihafa izay manazava bebekokoa momba ireo boky tsirairay. 

Ny hitanao ato amin'ny BOKY 500:

Boky par catégorie - album: 

Ireo boky rehetra nivoaka tao amin'ny tahirin-tsary ao amin'ny pejy facebook BOKY 500.
 

Mamaky boky:

Boky afaka vakianao eto amin'ny tranonkala
 

Tia mamaky boky ve ianao? 

Boky karazany maro dia maro no hitanao ato amin'ity sehatra fizarana boky ity: ny boky tsara indrindra nosoratan'ireo mpanoratra fahiny sy ankehitriny. Boky ho an'ny ankizy, tanora ary lehibe. Manentana ireo mpanoratra gasy izay tia manoratra izahay hizara ireo bokin'izy ireo ato aminay.

Mahazoa ary fahafinaretana mamaky boky ! :-)